|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirahavavy |
| Fototeny | 2rahavavy |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny vehivavy roa na maro iray tampo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be two sisters, to be sisters.
6If more than two are meant, the number must be expressed.. [1.2] 7who are sisters. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8être soeurs (entres femmes).
[1.54] 9qui sont soeurs. [1.8] |
| Ohatra |
10 Akanjo voloina sy mididy mananjara no azy mirahavavy ary tablie mangabe mivaky an-damosina no an'I Lidy si I Saonina
[2.470]
11 asa na hihaona ka hifankahalala izy mirahavavy any hoany na tsia. [2.472] |
| Voambolana | 12 Fifandraisana: fianakaviana |
| Mpanahaka | 13 mirahalahy |
| Kamban-teny rehetra | 14Ambatomirahavavy |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 mirahavavy, 17 vahimaravy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|