|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho |
| Singan-teny | 2raha, 3mihenjana, 4mahazaka, 5ianao, 6midiridiry, 7amponga, 8aho |
| Sokajin-teny | 9 kambanteny |
| Tovy hevitra | 10raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana, raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|