|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 midiridiry |
| Fototeny | 2diridiry |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Henjana: Inona no nohanin' ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony.
5(maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho. 6Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakiteny no akana ny hevitra na an' ohatra): Nidiridiry ny tongony havia. 7Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaovana azy. [1.1] 8miridiridy. [Tambahoaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9stretched to the full, tense, swollen hard.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10Etre tendu, gonflé.
[1.3] |
| Ohatra |
11 Ramanambeloma vinitry ny hatezerana sy midiridiry maso no tazana teo an-tokonana, nony nivoha ny varavarana.
[2.470]
|
| Mpanahaka | 12 mihinjihinjy, 13 mihinjitra, 14 miziriziry |
| Kamban-teny rehetra | 15raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 17 midiridiry |
| Fototeny | 18diridiry |
| Sokajin-teny | 19 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20s'obstiner.
[1.3] |
| Teny iditra (3/3) | 21 midiridiry |
| Fototeny | 22diridiry |
| Sokajin-teny | 23 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
24to stare at.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 29 midiridiry, 30 miridiridy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|