|
|
|
|

Teny iditra1 raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana
Singan-teny  2raha, 3baka, 4misisika, 5ianao, 6izaho, 7kirongo, 8azo, 9idirana
Sokajin-teny  10 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  11teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina. [1.1]
Tovy hevitra  12raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana, raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12