|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misisika |
| Fototeny | 2sisika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miditra, mitsofoka, milatsaka: Misisika amin' izao raharaha rehetra izao Rangahy io.
5Mitsofoka amim-pahakingana: Nisisika tao ampovoan' ny vahoaka ny anao lahy ka tsy hita. 6Manao ditra hitsofoka, manao izay hidirana: Nosakanana izy nefa nisisika tao antrano ihany. 7Mitsofoka tsy hita akory, tsy nampoizina: Nisy vola roanjato nisisika tao anaty boky. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|