|
|
|
|

Teny iditra1 kirongo
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza karazan-tandrok' omby miendri-bolantsinana, izany hoe boribory tsara ary mifanatona ny tendrony sy ny fotony. [Merina, Betsileo, Bara] [1.1]
Voambolana  4 Toe-karena: fiompiana
Tsipelina hafa  5korongo
Tovy hevitra  6korongona
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  9 Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02