|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 oty |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fakana voankazo eny ambony hazo.
4fanasarahanono zaza. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the picking of fruit or flowers.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6action de cueillir des fruits, des fleurs.
7action de sevrer un enfant. [1.8] 8(toute l'île). 9Racine verbale : action de cueillir des fruits, des légumes, des herbes potagères, etc. 10Exemple : Toazo ireo voankazo ireo : cueillez ces fruits (Malzac). 11D'où les mots fiotazana : la cueillette ; fitoazana : la saison de la cueillette. 12On dit aussi mioty manta : cueillir des fruits verts, immatures. 13Au sens figuré : s'emparer d'un héritage avant le décès des parents. [1.196] |
| Ohatra |
14 Azo heverina fa tsy tarazom-poko akory no nahatonga ny Mikea ho mponina anaty ala, ka mivelona amin'ny oty sy haza fa nisy toe-javatra ara-tantara na ara-piaraha-monina nanery azy.
[2.508]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 38 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 39manao oty kely |
| Teny iditra (2/2) | 40 oty |
| Sokajin-teny | 41 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
42olana, fanolanana.
[Taisaka]
[1.78] |
| Ohatra |
43 Azo heverina fa tsy tarazom-poko akory no nahatonga ny Mikea ho mponina anaty ala, ka mivelona amin'ny oty sy haza fa nisy toe-javatra ara-tantara na ara-piaraha-monina nanery azy.
[2.508]
|
| Fivaditsoratra | 44 ito, 45 oty, 46 tio, 47 toy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|