|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 manoty
Fototeny  2oty
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4to pick fruit. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5cueillir des fruits. [1.8]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10 manoty
Fototeny  11oty
Sokajin-teny  12 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13Mampisara-nono (zaza): Manoty zaza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14to wean a infant. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15sevrer un enfant. [1.8]
Haiendriteny 
16 Ny ankehitriny :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :
19 Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)20 mañoty
Sokajin-teny  21 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22manolana. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  23 antimo, 24 manito, 25 mañoty, manoty, 26 Timona, 27 tomany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02