|
|
|
|

Teny iditra1 mioty
Fototeny  2oty
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manapaka (voankazo na voninkazo) hiala amin' ny tahony, manaisotra hiala amin' ny tahony: Lasa nioty voninkazo any an-jaridaina any izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to pick fruit; to pick flowers. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6cueillir des fruits, des légumes, des fleurs. [1.8]
Ohatra  7 Maizimaizina no mandeha mioty ny voany ny tena. [2.472]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12mioty manta
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02