|
|
|
|

Teny iditra1 fioty
Fototeny  2oty
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mioty.
5Azo otazana: Tsy mbola fioty ny voaloboka izao. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6ce qu'on peut cueillir, manère de cueillir. [1.3#472]

Fivaditsoratra  7 fioty, 8 fitoy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12