|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 otrika
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Action de faire mûrir les fruits, surtout les bananes, en les exposant à la chaleur dégagée par un feu étouffé.
5On creuse généralement à cet effet un trou dans un talus latéritique.. [Merina] [1.196]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  22 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  23Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  24 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)25 otrika
Sokajin-teny  26 anarana
Fanazavàna teny anglisy  27an ambush. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28embuscade. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny rehetra  31Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  32 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)33 otrika
Sokajin-teny  34 anarana
Fanazavàna teny malagasy  35Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  36petite poule d'eau. [1.54]
Ohatra  37 Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vano-fotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talevana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralambotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]
Voambolana  38 Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  39 akotry, 40 ikotra, 41 itroka, 42 karoty, 43 kitrao, 44 Korita, 45 kotria, 46 okitra, 47 otrika, 48 rotika, 49 tiorka, 50 trioka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02