|
|
|
|

Teny iditra1 fanotrika
Fototeny  2otrika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manotrika, na mitahiry vain' afo ao anaty lavenona na mametraka voankazo amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka, na mampiery (miaramila). [1.1]

Fivaditsoratra  5 fanotrika, 6 fikotrana, 7 fontriaka, 8 kotrifana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12