|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fiotrehana |
| Fototeny | 2otrika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fipetrahana amin' ny toerana mafana mba ho masaka: Maharitro hafiriana ny fiotrehan' ny akondro ato amin' itỳ efitra itỳ?.
5Fihibohana an-trano. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fiotrehana |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8fotoana eo anelanelan'ny fidiran'ny mikrôby sy ny fitrangan'ny aretina.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9incubation.
[1.13] |
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 11 fiotrehana, 12 firotehana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|