|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 aotrika
Fototeny  2otrika
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4(vola) Apetraka hiteraka, hihana: Tsy mba haotriko intsony ny volako.
5(voankazo) Atao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Aotreho ao andavaka ireto akondro ireto.
6Asaina mamitsaka; ampierena: Naotrika tao an-dohasaha ny miaramila valopolo lahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be ripened artificially. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on mûrit artificiellement. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13zava-pisotro naotrika
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15 aotrika
Fototeny  16otrika
Sokajin-teny  17 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  18qu'on met en embuscade. [1.3#457]

Fivaditsoratra  19 akatrio, 20 akitrao, 21 akotray, 22 aotrika, 23 karaoty, 24 Kariota, 25 koaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02