|
|
|
|

Teny iditra1 monina
Fototeny  2onina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitoetra, mitomoetra, mipetraka: Monina any Antsirabe izy.
5Mijanona ela, mijanona maharitra: Tandremo sao monina any an-tsena any ise.
6Tsy mandeha fa mihandrona (rano): Misy rano monina ao an-tokotaniny ka izany no maha be moka ao aminy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to dwell, to reside, to inhabit.
8Used of a place but not of a house.. [1.2]
9to reside, to dwell. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10résider, habiter. [1.8]
Ohatra  11 Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao [2.471]
12 ka raha monina ao, dia laniko vady aman-janaka [2.48]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Sampanteny 
Anarana :
Mpanahaka  18 makatoerana, 19 mamitsaka, 20 manorimponenana, 21 mialokaloka, 22 miampirina, 23 milasy, 24 miorindasy, 25 mipetraka, 26 mitoetra, 27 mitomoetra
Kamban-teny rehetra  28Fikambanana 19 amin' io teny io
Ohabolana  29 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  30 mañino, 31 manony, mañony, 32 minòna, minona, 33 monany, 34 monina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02