|
|
|
|

Teny iditra1 mialokaloka
Fototeny  2alokaloka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mialoka amin' ny hainandro: Hadalanany mialokaloka amin' ny hazo tsisy ravina.
5Mitady fiarovana amin' ny loza na fanenjehana: Mialokaloka any Alemaina andrefana ireo mpitsoa-ponenana avy any atsinanana. [1.1]
Ohatra  6 Feno an-dRavokatra mivady ny tsena, ka tapitra notetezina avokoa na ny magazay mitandahatra, na ny "pavillon" mpivaro-damba sy firavaka, na ny mpandafo mialokaloka amin' ny elobeny. [2.470]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  10 mialokaloka, 11 miolakolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12