|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miampirina |
| Fototeny | 2ampirina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mifitsaka, manao izay tsy hitanana toerana betsaka, miampify: Miampirina ao anjoron-trano ao izy fa matahotra an-drainy, hono.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to act like a fish, to be like a fish in going to the side of a room..
[1.2] |
| Ohatra |
6 Rehefa vita sakafo, dia miampirina maka toerana an-trano daholo indray.
[2.245#]
7 Ny antonona sy mety dia ny mahay mitsara tena sy miampirina amin' ny toerany eo anoloan' ny hafa. [2.296#] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 12 miampify |
| Fivaditsoratra | 13 ampirimina, 14 miampirina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|