|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 honina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fahasahirankiranana amin' izay atao, amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4honinkonina |
| Kamban-teny rehetra | 5melokonina |
| Teny iditra (2/2) | 6 honina |
| Fototeny | 7onina |
| Sokajin-teny | 8 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao monina |
| Fivaditsoratra | 9 hanino, 10 honina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|