|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 molotra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the lips. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5lèvre. [1.3, 1.8]
Ohatra  6 Io izy, hoy Katy nanondro molotra. [2.470]
7 Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray. [2.471]
8 Ary ny molotrao ihany no mamely anao. [2.996]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  12 Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Kamban-teny rehetra  26Fikambanana 17 amin' io teny io
Ohabolana  27 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)28 molotra
Sokajin-teny  29 anarana
Fanazavàna teny malagasy  30Sisina: molobilany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  31the rim of a kettle, etc.. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  32lisière, rebord. [1.3]
33rebord d'une marmite, etc.. [1.8]
Haiendriteny 
34 Tsotra :

Fivaditsoratra  35 lomotra, 36 molotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02