|
|
|
|

Teny iditra1 volomaso
Singan-teny  2volo, 3maso
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  5eyebrows. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6les cils des paupières. [1.8]
Ohatra  7 Tokony mijery ambany ilay olona rehefa manao io fihetsika io ianao: Ilay piti-javatra matetika dia hita ao anatin' ilay mikentrona kely manakaiky ny sisin' ny volomaso. [2.424#]
Voambolana  8 Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Ohabolana  22 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02