|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 tava
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny faritra eo anoloana amin' ny loha, izay misy ny maso, ny orona, ny vava, ny takolaka; tarehy: Misy panda ny tavany.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4le visage, la face, la figure. [1.3]
Voambolana  5 Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 20 amin' io teny io
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)21 tava
Sokajin-teny  22 anarana
Fanazavàna teny malagasy  23tolona (ady). [Taisaka]
24ady amin'ny kapoka, sy tora-defona. [1.78]

Teny iditra (3/3)25 tava
Sokajin-teny  26 anarana
Fanazavàna teny frantsay  27paroi. [1.13]
Mpanahaka  28 telotava
Kamban-teny rehetra  29tava nangalana

Fivaditsoratra  30 tava, 31 vata

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02