|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 orona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Faritra mivohitra eo afovoan' ny tarehy, izay organa amin' ny fanamboloana sy fakana fofon' aina ary ilaina amin' ny fitenenana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the nose. [1.2, 1.7]
5[mal.
6Idong; jav.
7Irong.]. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8nez. [1.8, 1.13]
Ohatra  9 fa tsy misy toa an-drahavana
ka manaova toy ny maso sy orona ka iray alahelo
[2.131]
10 Izato vava e, izato orona. [2.470]
Voambolana  11 Haiaina
Manontolo 
Anaran' akora mamorom-batana 
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 23 amin' io teny io
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)27 orona
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny anglisy  29in the provinces a promontory. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  30dans les provinces, un promontoire. [1.2]
Voambolana  31 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/3)32 orona
Sokajin-teny  33 anarana
Fanazavàna teny frantsay  34Nom relevé par Chapelier (réf.
35Chapelier 72) vers 1800 avec la graphie « ourouna ».
36Vient de horona.
37Cyperus nudicaulis Poir.
38(Cyperaceae).
39L'écorce des tiges était employée en sparterie, comme celle du horona, d'où l'analogie des noms.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  40 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02