|
|
|
|

Teny iditra1 mitono
Fototeny  2tono
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka, manatsatsika amin' ny afo: Mitono hena.. [1.1]
5manatsatsika, manasaly, mandoro. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6to broil. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7griller au feu. [1.8]
8griller. [1.13]
Ohatra  9 mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02