|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitrifantrifana |
| Fototeny | 2trifantrifana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mirifadrifatra, mihavatravatra, mihoalahoala: Tsy mahay mipetraka tsara io zaza io fa mitrifantrifana lava izao.
[1.1] [1.214#] |
| Ohatra |
5 Nahatsiaro voky ilaikely, ka nody ho azy ny toeny falifaly sy mitrifantrifana.
[1.214#]
|
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9mitrifana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|