|
|
|
|

Teny iditra1 manezakezaka
Fototeny  2ezakezaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 ao ny angoatenda manezaKEzaka, ao ny maningatsingana toa fasiny hafahafa, ao ny mikarantsana sy ny midoboka ka mampiahotrahotra be ihany ho an' izay tsy zatra. [2.470]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29