|
|
|
|

Teny iditra1 mifaditra ahitra
Singan-teny  2mifaditra, 3ahitra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manala faditra amin' ny ravin' ahitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to throw away a portion of grass, as expressing sorrow for one's sin, or for others' sins.. [1.2]
Ohatra  7 Raha zatovo rovi-damba isak'izay mifanena amin'olona mifaditra ahitra ihany. [2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12