|
|
|
|

Teny iditra1 mitolila
Fototeny  2tolila
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandringa, lava sy fohy ny tongony ka mandringa: Mitolila ity latabatrareo. [1.1]
5tsy mijoro tsara fa miraika. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6se pencher. [1.13]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Mpanahaka  10 mandringa, 11 mikolepaka, 12 mikotrifa, 13 mikotringa, 14 mitolitsika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31