|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsingilahila |
| Fototeny | 2tsingilahila |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mirona, mirondrona, mivembena: Mitsingilahila ity andry ity ka atahorako hianjera.
5Mitsingilahila lava ny toeran' ny mpanao politika ka tsy mba tiako. 6Misalasala, miroahana, miahanahana: Mitsingilahila mihitsy aho amin' ny hividianako ity trano ity. [1.1] 7tsy marim-pototra. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8instable, en déséquilibre.
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|