|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manongilana |
| Fototeny | 2tongilana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampirona, mampiraika: Manongilana ny siny.
5Manondrika: Manongitana ny loha. [1.1] |
| Ohatra |
6 manongilana ny sofiny izy, nefa tsy mihaino.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11manongilan-tsofina |
| Teny iditra (2/2) | 12 manongilàna |
| Fototeny | 13tongilana |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manongilana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 15 manongilàna, manongilana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|