|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 miserana
Fototeny  2serana
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Miseho vetivety dia lasa, mandalo faingana, tsy maharitra: Niserana ihany izy teto fa tsy nipetraka akory.
5Mora simba na levona: Miserana ihany ny voninahitr' izao tontolo izao.
6Ampandalovina eo ambony afo (fiteny amin' ny zavatra nentina alina ka homena hohanin' ny zaza): Efa niserana teo ambony afo ve iny hena avy any alatrano iny no nomenareo ny zaza. [1.1]
7mandalo vetivety, miseho vetivety. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8to pass by rapidly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9passer rapidement. [1.8]
10temporaire. [1.13]
Ohatra  11 Indray miserana|niserana monja no nahitan-dRandrianaivo azy, nefa izay indray miserana|niserana izay dia nanaitra ny fony [2.324]
12 Tsy honina akory fa handalo!... Tsy hitoetra fa olon-kiserana... [2.5]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :
Mpanahaka  17 mandala, 18 mandalo, 19 mihelatra, 20 mihelina, 21 mihelina, 22 misalovana, 23 tsytramasomipy
Kamban-teny rehetra  24Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)25 miseràna
Fototeny  26serana
Sokajin-teny  27 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miserana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  28 miserana, miseràna, 29 sarimena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02