|
|
|
|

Teny iditra1 miresaka
Fototeny  2resaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mifanakalo hevitra: Miresaka isan-kariva Rakoto sy ny zanany.
5Manao teny ifamaliana amim-pifalifaliana momba izao sy izao: Rehefa avy homana izy ireo dia miresaka ela be.
6Mitafasiry, mitafa, mitaria, mikorana.
7Miteny, milaza: Niresaka inona taminao izy?.
8Manao dinidinika, mandahatra: Niresaka momba ny tazo ilay dokotera.
9Milaza, manambara ny heviny, mibaiko: Miresaka amin' ny tanana ny moana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10causer, parler, converser, parler de; causer beaucoup. [1.3]
11crié, quelqu'un qui hurle, une personne qui parle fort. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  12 Nandady aho no nanatona, hoy izy, ka nihaino, ary fantatro fa hianao no miresaka. [2.324]
13 Tovovavy kely tsy ampy roapolo taona ve no miresaka amiko sa vehivavy lehibe efa vory saina? [2.471]
14 Mba miresaka iny olona iny e! (Quel grand causeur!) [1.3]
15 Olona telo lahy no ao anatiny, revo miresaka. [2.472]
Haiendriteny 
16 Ny ankehitriny :
17 Ny lasa :
18 Ny hoavy :
19 Filaza mandidy :
Mpanahaka  20 mambolyresaka, 21 manokondresaka, 22 mikorana, 23 mitafa, 24 mitafasiry, 25 mitaria
Kamban-teny rehetra  26ahazoana miresaka kokoa
Ohabolana  27 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  28 maresaky, 29 miresaka, 30 misarake, 31 seramika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02