|
|
|
|

Teny iditra1 manokon-dresaka
Singan-teny  2manokona, 3resaka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5miaraka vitsivitsy mitafa eo amin' ny toerana iray mifanatrika; manomboka ary dia varian-dresaka eo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12