|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitafa
Fototeny  2tafa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miresaka lavareny toa entina mandany andro fotsiny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to converse, to chat. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6Causer, jaser, babiller pour passer le temps. [1.3]
Ohatra  7 veloma ka finareta Razandry
tiava vady miresaha amin-kavana
kanefa raha mitafa
izaho ihany no ataovy am-bentin-teny
[2.131]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13 mitafà
Fototeny  14tafa
Sokajin-teny  15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitafa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 famaty, 17 famita, 18 mitafa, mitafà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03