|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikorana (korana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Miresaka falifaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  To amuse oneself in conversation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  S'amuser à causer [1.8]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mikoràna (kor)
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikor
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  13  manikora, maniroka, manorika, mikaroña, mikorana, miranoka, mironaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20