|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mimenomenona |
| Fototeny | 2menomenona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 10 manaolemozy, 11 mentsomentsona, 12 mikafara, 13 mikahonkahona, 14 mikaikaika, 15 mikamenona, 16 mikobabaka, 17 mikodradraka, 18 mikoinkoina, 19 mikonaina, 20 mimoimoy, 21 mimonjomonjo, 22 mimonomonona, 23 mingonongonona, 24 mitaraina |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 26 mimenomenòna |
| Fototeny | 27menomenona |
| Sokajin-teny | 28 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mimenomenona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 29 mimenomenòna, mimenomenona, 30 minemonemona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|