|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikaikaika |
| Fototeny | 2kaikaika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitomany, mijaly mafy, mandatsa-dranomaso be: Nikaikaika Ravehivavy io fa maty ny zanany.
5Mitoloko, mitaraindraina: Nikaikaika nandritra ny alina izy fa very ny kisoany. 6Mimonomonona, mampiseho tsy fahafaliana: Mikaikaika ny vahoaka famisondrotra loatra ny vidin-javatra. 7Mimenomenona, mimonomonona, mimonjomonjo, mimoimoy, mikoinkoina. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 mikaikaika, 14 mikiakiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|