|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 menomenona |
| Fototeny | 2menona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin' olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menomenona eo.
[1.1] |
| Ohatra |
5 Ny olona be menomenona na mampitranga ny lelany no ompana amin' ny [...]
[1.519#]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 10menimenina |
| Mpanahaka | 11 afakamenomenompo, 12 menomenompo |
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 menomenona, 16 nemonemona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|