|
|
|
|

Teny iditra1 mikobabaka
Fototeny  2kobabaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana nihatra tamin' ny tena: Manao zavatra, lingitra erỳ; ka voa vao mikobabaka.
5Manao zavatra dodo-na erỳ noho ny fitiavana na fanajana: Tonga ny rafozany ka nikobabaka eran' ny trano izy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6S'empresser par affection ou par respect, s'agiter: Tonga vahiny izy ka mikobabaka eran' ny trano (Il a reçu un hôte et s’agite dans la maison pour le servir). [1.3#343]
Ohatra  7 Tsy mbola lasa, lehiroa, fa aza mikobabaka. [2.528#]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12