|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihomehy |
| Fototeny | 2homehy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana: Vao iray volana, hono, ity zaza ity dia nihomehy.
5Mamazivazy: Nihomehy an' ilay Rangahy be kibo daholo ny ankizy. 6Maneso, manakora: Tsy fanao ny mihomehy ny resy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to laugh at, to mock; to laugh.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8rire; se moquer de.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Ankizy mahay mihomehy ireny, ankizy mahay milalao, mahay mihira, mahay mifaly, - saingy zanaky ny Tantsaha, ankizin' ambanivohitra.
[2.470]
10 Izy ve mihomehy|hihomehy, ianao tsy mihomehy|hihomehy! [2.472] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 15 danginnyhehy, 16 jihitrynyhehy, 17 latsakynyhehy, 18 lokinnyhehy, 19 mampisehokatsaka, 20 manahynify, 21 manaofarahehy, 22 manaohehyvalaka, 23 manaohehyvoraka, 24 matinnyhehy, 25 miatatrynyhehy, 26 mibokitranytehezana, 27 mihomehymihimoka, 28 mihomehymikafana, 29 mihomehyra, 30 mihomehytsyvaky, 31 mikakakaka, 32 mikanikany, 33 mikikikiky, 34 mikimokimoka, 35 mitokaka, 36 mitokelaka, 37 mitsikymahalana, 38 mitsikytsyravo, 39 mitsikyvazana, 40 mitsiky, 41 mitsikitsiky, 42 mivadikaaty, 43 mivanika, 44 mivanitika, 45 mivanivany, 46 ridannyhehy, 47 tapatsinay, 48 torannyhehy, 49 tsymananaaina, 50 tsipakynyhehy |
| Kamban-teny rehetra | 51Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 52 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|