|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mivanivany
Fototeny  2vanivany
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihomehy na mitsiky somary maneso kely. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 mivañivañy
Sokajin-teny  10 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11mitsiky. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  12 mivanivany, mivañivañy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03