|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mivanìka (vanika)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Miseho (nify) [1.1]
4  Mampiseho nify fa voa ka hany hery ny nify no haseho toa mihomehy foana: Tratra ny anao lahy ka hany heriny nivanika fotsiny [1.1]
5  Mampiseho nify noho ny hatezerana [1.1]
6  Reraka mafy dia mafy: Nivanika izy niditra ny trano fa lampan' ny hanoanana sy main' ny hetaheta, hono [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mivanìka io

Teny iditra (2/2)12  mivanikà (van)
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivan
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  15  mikavina, mivanìka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20