|
|
|
|

Teny iditra1 homehy
Fototeny  2hehy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4mihomehy. [Taisaka, Bara] [1.78]
5Misoka-molotra mampiseho nify ho fanehoana hafaliana na koa fanesoana koa aza: Sahy homehy ahy ve ianao? ~ Tsy fanao ny homehy lavo.
6(Ankehitriny dia ny hoe mihomehy no fampiasa indrindra).. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to laugh; to mock. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8rire; se moquer. [1.8]
Ohatra  9 La teateany, la homehy, la teateny, tsy horofako zao! [2.606#]
10 tsy mahalala indrafo fa vao mainka koa faly sy homehy mahita an-dRakotomihanta mijaly sy miolanolana irery eo! [2.357#]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  21aza homehy lavo
Ohabolana  22 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02