Teny iditra | tsipaky ny hehy | |
Singan-teny | tsipaka ; hehy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Miolanolan' ny hehy; toran' ny hehy; mihomehy kely aloha vao misesy ka efa toy ny hanevika vao miato na mamonjy mipetraka [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20 |