|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitotototo |
| Fototeny | 2totototo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mivezivezy manao dia maika etsỳ sy eroa tsy misy vokany toy inona; miraparapa, mipapapapa, miapanapana: Nitotototo hatraiza hatraiza izy, nefa tsy nahazo ohatrinona akory.
5Miroahana, miahiahy be: Mitotototo be ihany ny saiko. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10mitotototo foana |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|