|
|
|
|

Teny iditra1 mazoto
Fototeny  2zoto
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Be hafanam-po hanao zavatra na asa, marisika: Mazoto hanamainty molaly ny tanindrazany izy.
5Tia asa fatratra, tia fianarana: Mpianatra mazoto izy ha tsy mahagaga raha afa-panadinana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6zealous, diligent.. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7zélé, diligent, laborieux.. [1.8]
Ohatra  8 Nazoto izy (Il était zélé) [1.20]
9 Hazoto izy (Il sera zélé) [1.20]
10 Mazotoa (Soyez zélé) [1.20]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Mpanahaka  15 bezotompo, 16 mafanafo, 17 mafanavay, 18 marisika, 19 mavibika, 20 mavika, 21 mavitrika, 22 mirehidrehitra, 23 nisotrotsilaky, 24 rodaka, 25 rototra, 26 tsymisatryfanahy
Kamban-teny rehetra  27Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  28 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02