|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsy misatry fanahy |
| Singan-teny | 2tsy, 3misatry, 4fanahy |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6tsy manao danin' ny kibo fa manao adidy amin-kerimpo.
[1.1] |
| Ohatra |
7 nefa tsy|misy misatry mba tsy|misy misatry fanahy na manao zara fa vita izy rehetra rehefa miasa ho an' ny fikambanany.
[2.445]
|
| Tohi-kevitra | 8misatry fanahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|