|
|
|
|

Teny iditra1 marisika
Fototeny  2risika
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mazoto hanao zavatra, mavitrika, mahery fo: Marisika amin' ny fianarana ny zanako.
5Finaritra amin' ny zavatra iray, mandray anjara amin' ny zavatra iray: Tsy marisika ny hipetraka any ambanivohitra izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6active, earnest. [1.2, 1.7]
7fervent, lively. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8zélé. [1.3, 1.8]
9animé, ardent. [1.3]
10actif. [1.8]
Ohatra  11 marisika ihany ny fanahy, fa ny nofo no osa. [2.996]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  16 marisika, 17 misarika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12