|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mavibika |
| Fototeny | 2vibika |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Kingakinga sy matanjaka.
5Matanjaka sady marisidrisika kingakinga: Mahafinaritra ahy iny zokin' ise iny fa mavibika. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|