|
|
|
|

Teny iditra1 manitra
Fototeny  2hanitra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5fragrant. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6parfumé. [1.8]
7(de hanitra : parfum).
8« Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier.
9C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées.. [Merina] [1.196]
Ohatra  10 Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
11 Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. [2.471]
12 Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka. [2.472]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  15 Haizavamaniry
Mpanahaka  16 andriamanitra, 17 andriamanitra, 18 makavolonorona, 19 mamafana, 20 mamerovero, 21 mandraraka, 22 manetonetona, 23 manipofona, 24 midofaka
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 15 amin' io teny io
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  27 manitra, 28 miantrà, miantra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03