|
|
|
|

Teny iditra1 manao fotoam-borizano
Singan-teny  2manao, 3fotoana, 4borizano
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6tsy mamonjy ny fotoana marina nifanaovana; mandiso fotoana; tratra aoriana. [1.10]
[manao fotoam-borozano] 7tsy tonga amin' ny fotoana marina fa amin' izay fotoana tiana hahatongavana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12